|
|
|
|

Entrée1  teboka aman-paingo
Mots élémentaires  2  teboka, amana, paingo
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  mari-pijanonan-tsoratra:
5  -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy
6  -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... [1.1]
Explications en anglais  7  semicolon [3.1]
Explications en français  8  point-virgule [1.5, 1.13]
International  9  ";" [3.1]
Vocabulaire  10  Linguistique
Analogues  11  teboka roa, teboka telo, teboka famaranana
Tableaux et planches  12  Signes de ponctuation

Mis à jour le 2023/01/01